| Entry | 1 mihobankobana |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 hobankobana |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony |
| Proverbs | 8 Proverbs containing the word mihobankobana |
| Anagrams | 9 ihobankobanam, mihobankobana |
| Updated on 2025/07/29 |
|