Entry mihitsy (hitsy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Tonga mahitsy, tsy bilabila: Tohano mba hihitsy ireto zanakazo ireto
¶ Mandeha mivantana tsy mivilivily: Saika very aho raha tsy nihitsy tamin' ilay tranon-jiro natoronao
¶ Milahatra: Mihitsia tsara fa handalo ny manam-pahefana. [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihitsy
nihitsy
hihitsy
mihitsia
Compound words, titles, names 

Entry mihitsy (hitsy)
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Teny enti-manamafy fa marina; tena, tokoa: Marina mihitsy ny voalazanao [Rajemisa 1985]
English definition indeed, absolutely [Hallanger 1973]
French definition en vérité, assurément [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 directement [Abinal 1888]
Examples Taitra mafy mihitsy aho. [Andraina: I Vola, page 44]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2018/08/04