Entry | 1 mihinjaka |
Root | 2 hinjaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsambikimbikina, mitsamboamboatra: Tsy mba mandihy Rakoto izany fa mihinjaka fotsiny Mitsamboatra noho ny hafaliana na ny hatairana: Nihinjaka izy raha vao nahare fa afaka, / Nihinjaka Rasoa raha vao nandre ilay saobakaka nandady teo amin' ny sandriny [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |