| Entry | 1 mihika |
| Root | 2 hika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Feno mifanizina tsy misy elanelany: Aza mampiditra mpijery intsony fa efa mihika ny efitrano Mijanona ela ao anaty...: Nihika tao am-pianarana izahay fa tsy navelan' ny mpampianatra hivoaka Tsy afa-mitelin-javatra fa toa kenda misy manampina ny tenda: Omeo ranovola i Bozy fa mihika [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|