Entry mihetsika (hetsika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manova toerana ny tena na ny faritra iray amin' ny tena, amin' ny misy azy teo aloha: Mbola mihetsika ity biby ity fa tsy maty. / Mihetsika ny tongotry ny zaza
¶ Miseho, mifoha indray, velona indray: Nihetsika ny fanaviany androany hariva. / Raha mihetsika eo ny hatezerako, asa izay hanaovako anao
¶ Avadika: Hihetsika ny razana atsy ho atsy ka tonga daholo ny havana avy amin' ny lafy valo [Rajemisa 1985]
French definition bouger, mouvoir, se mouvoir [SLP 1986]
Morphology 
mihetsika
nihetsika
hihetsika
mihetseha
Compound words, titles, names 
Quotes 

2010/05/14