|
|
|
|

Entry1  miherika
Root  2 herika
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitodika any ivoho, na any an-kavanana na any an-kavia: Niherika izy no nahapotraka aza
5 Mijery izay any aoriana ka atodika any ny loha: Niherika azy no nahatafintohina ahy
6 Miraharaha, misahana, mikarakara: Aza miherika asa hafa afatsy ny anao [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11 tsy tia hiherika
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  miherika, 13 mirehaky

Updated on 2025/11/09