Entry mihenjihenjy (henjihenjy (henjy))
Part of speech active verb
French definition Courir, gambader, aller ça et là [Abinal 1888]
Morphology 
mihenjihenjy
nihenjihenjy
hihenjihenjy
Examples 
1Ary ny manenjana, aretina mijilajila sy mihenjihenjy be hiany, tahaky ny sala-manga ny Betsileo. [Callet: Tantara, page 643]
2ary indraindray, mamo, ka eo am-povoan-dalana no mihenjihenjy, ka tapaka ny làlana; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 207]

2017/12/18