Entry mihempahempa (hempahempa)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miemponempona mafy noho ny harerahana, hanoanana, hasemporana na tahotra
¶ Mikepakepaka (ny molotry ny banga): Mihempahempany molotr' io antidahy io [Rajemisa 1985]
Morphology 
mihempahempa
nihempahempa
hihempahempa

2010/05/14