Entry mihehy (hehy)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikaoka amin' ny tongotra dia manely: Nihehy ny fako teo ny akoho ka izany no nahatonga ny tokotany haloto
¶ Mihady: Mihehy ny tany ny saka
¶ Mamokatra, mamongotra: Nisy nihehy ny voanjo tatsy atsimon-tanàna
¶ Mitady hahalala momba ny...: Nihehy ahy ny mpitsikilo tamin' ny fivoriana nataonay fa tsy niteny na inona na inona aho [Rajemisa 1985]
English definition   to scratch in the ground. [Richardson 1885]
   to scratch the ground; to paw the ground [Hallanger 1973]
French definition   gratter la terre, creuser avec les pattes [Hallanger 1974]
Examples   Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [Andraina: Mitaraina, page 225]
Morphology  
mihehy
nihehy
hihehy
miheheza
Quotes  

Entry mihehy
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara, Taisaka] mihomehy [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] mihomehy: Kaja mihehy ny kivahe mahia sandré ibojan'ny volone (aza homehy ny amboa mahia sao ipariahan'ny volony) [Rakotosaona 1972]

2013/04/23