| Entry | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
| Elementary words | 2 mihazakazaka, 3 tratra, 4 miadana |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|