| Entry | 1 mihatsaka |
| Root | 2 hatsaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Afaka ny ambinambiny miromborombo: Mbola vao teny an-tsena, dia nanaovan' i Bozy sahady ny satrony tsy mbola nihatsaka akory [1.1] |
| Anagrams | 5 mahatsika, 6 mihatsaka, 7 mikatsaha |
| Updated on 2025/09/12 |
|