Entry | 1 mihanaka |
Root | 2 hanaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miely eran' ny toerana iray, miparitaka, mihahaka, manenika tsikelikely: Andeha maka kifafa fa mihanaka eran' ny trano ny rano [1.1] 5 miely miandalana [1.13] |
Explanations in French |
6 faire tâche d'huile [1.13] |
Morphology |
|
Analogs | 10 manenika |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mihanaka |
Anagrams | 12 mahaanky, 13 mahanika, 14 mañahaky, 15 mankahay, 16 mankahia, 17 mihanaka, 18 mikahana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |