| Entry | 1 mihamavo |
| Root | 2 mavo |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in French |
4 Devenir malpropre, jaunir [Vezo]
[1.68] |
| Examples |
5 Tonga namana vao mihamavo, Ny aloha tsy manao hoe maitia.
[1.318#]
6 Raha mihamavo ny tarehy sy ny faritra fotsy amin'ny maso (ngorongosy) mandritra ny andro voalohany hiainany na aorinan'ny andro fahadimy dia loza be izany. [2.424#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|