Entry | 1 mihalontralona |
Root | 2 halontralona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin' ny alina Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka [1.1] |
Explanations in English |
5 bright, glittering, clear. Used of gold, silver, etc. [1.2] |
Anagrams | 6 mihalontralona, 7 miholantrolana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |