| Entry | 1 mihafaingana |
| Root | 2 faingana |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 mihadodona, mihamalady
[1.13] |
| Explanations in French |
5 accéléré
[1.13] |
| Examples |
6 Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany.
[1.384#]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|