|
|
|
|

Entry1  migodragodra
Root  2 godragodra
Part of speech  3  active verb or adjective
Explanations in Malagasy  4 Malemy na osa amin' ny famavanin-taolana: Migodragodra izany lohaliko izany
5 Tsy mikambana na mikambana tsara fa misy toa feo re nony mihetsika [1.1]
Explanations in English  6 being feeble about the joints. [1.2]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Vocabulary  10  Health

Updated on 2025/11/17