Entry | 1 migobona |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 gobona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migobona kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy |
Explanations in French |
5 [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide |
Morphology |
|
Synonyms | 9 migoboka |
Anagrams | 10 mibongoa, 11 migobona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |