| Entry | 1 mifohafoha volo |
| Elementary words | 2 mifohafoha, 3 volo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ny vorona mitsangantsangam-bolo noho ny fampijaliana natao taminy (izany hoe olona nampijalina ka hita miferinaina) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|