Entry mifoha (foha)
Part of speech active verb
Malagasy definition Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha
¶ Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [Rajemisa 1985]
English definition to wake up, to get out of bed [Hallanger 1973]
French definition s'éveiller, se lever [Hallanger 1974]
Morphology 
mifoha
nifoha
hifoha
mifohaza
Compound words, titles, names 
Analogues  mifohafoha
Quotes 

2012/10/01