| Entry | 1 mifezafeza |
| Root | 2 fezafeza |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|