| Entry (1/2) | 1 mifefy |
| Root | 2 fefy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Misy fefy: Mifefy ve ny tokotaninareo?
5 Manatona ho ao ambany fiarovana: Mifefy amin' ny reniny ny zazakely [1.1] |
| Explanations in English |
6 being walled, being fenced.
[1.2] 7 to be enclosed by a fence, a wall [1.7] |
| Explanations in French |
8 être entouré d'une clôture, etc.
[1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 mifefy |
| Root | 14 fefy |
| Part of speech | 15 adjective |
| Explanations in Malagasy |
16 Enti-milaza ny fombafomba fanao rehefa mandevina, izay mifarana amin' ny famonoana omby
[1.1] |
| Explanations in English |
17 having the ceremony of the afana performed for one, applied to the deceased.
[1.2] |
| Updated on 2025/11/17 |
|