| Entry | 1 mifanoto rahona |
| Elementary words | 2 mifanoto, 3 rahona |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza rahona misatrotroka, na koa fahamaroan-lavatra samihafa mety hanahirana enti-milaza asa na raharaha betsaka mifangaro, mifanontona, na olona mifandrombaka miteny indray miaraka [1.1] |
| Explanations in English |
6 To be in confusion, running here and there. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|