|
|
|
|

Entry1  mifanontona
Root  2 tontona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
5 Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02