|
|
|
|

Entry 1  mifankahazo
Root  2 azo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba
5 Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Combinations  10  2 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Updated on 2026/03/07