| Entry | 1 mifanizina |
| Root | 2 hizina |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tery dia tery ka mifanety aoka izany [1.1] |
| Explanations in English |
5 to be crowded close together [1.7] |
| Explanations in French |
6 être serrés les uns contre les autres [1.8] |
| Examples |
7 Nifandimbiasany natao toy izany ilay toerana, farany lavaka lalina no teo, ary noraisiny avy any, mohara anankiray feno tapa-kazo mifanizina ary mifehy vakam-potsy.
[2.472]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|