Entry mifanitsy (hitsy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Milahatra mahitsy: Tsy mifanitsy ireto andry telo ireto
¶ Mifanandrify, mifanatrika: Rangahy lehibe izay no nifanitsy tamiko teo am-pisakafoana
¶ Mifanaraka, sahaza: Mifanitsy amin' ny faniriako indrindra izany lazainao izany ~ Tsy mifanitsy aminy velively io asa io fa asa loatra ny nifidianany azy [Rajemisa 1985]
French definition aligné [SLP: Voambolana]
Morphology 
mifanitsy
nifanitsy
hifanitsy
Quotes 

2012/08/01