|
|
|
|

Entry 1  mifanesy
Root  2 sesy
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 mifanarakaraka, mifandimby, mitohitohy [1.13]
Explanations in French  5 successif, de suite [1.13]
Examples  6  Mifanao herinandro mifanesy ny Fifamangiana isaky ny tonga ny "Telo Telo" , izany hoe: 3, dia 6, dia 9 ary. [2.245#47]
Combinations  7 zoro mifanesy

Updated on 2026/02/26