Entry mifanendrika (endrika)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Tanosy] mifanandrify [Rakotosaona 1972]
   Mifanaraka: Mifanendrika amin' ny akanjonao tsara ny kiraronao
¶ Mitovy: Mitanendrika aoka izany izy mirahavavy [Rajemisa 1985]
French definition   convenir, ĂȘtre en rapport avec [Abinal 1888]
Morphology  
mifanendrika
nifanendrika
hifanendrika

Updated on 2017/06/11