Entry | 1 mifandraidraika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 raidraika |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Misy fitovitoviana amin' ny...: Mifandraidraika amin' ny tarehin-drenibeny ny tarehin' ity zaza ity |
Explanations in English |
8 [1.7] to lean toward each other; to resemble each other |
Explanations in French |
9 [1.8] avoir une certaine ressemblance. |
Examples |
10 [2.587#] Nanan-janaka lahy tokana Ramiakatrarivo ka nomeny anarana mifandraidraika amin' ny azy, ary nataony hoe Ratovonarivo. 11 [2.69#] ny tantaran' Indesoko, zanak' Itrimobe, izay mifandraidraika amin' ny an' i Samsona sy Delila voalaza ao amin' ny Mpitsara, toko faha; |
Synonyms | 12 mifandraika |
Anagrams | 13 mifandaridarika, mifandraidraika |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |