| Entry | 1 mifanapotika |
| Root | 2 potika |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Dia lazaiko an' i dada fa amin' io "aferafera" io dia mifaninana sy mifanapotika fotsiny no atao ao satria samy te-hahazo betsaka noho ny sasany, ka izay kely hery no potika sy mon-tsana.
[2.285]
|
| Morphology |
|
| Updated on 2025/07/29 |
|