Entry | 1 mifanapatapaka |
Root | 2 tapatapaka |
Part of speech | 3 active verb |
Examples |
4 Misy arabe mifanapatapaka malalaka sady mahitsy tokoa.
[2.332]
5 trano sy ny arabe migodana, mifanapatapaka, ifamoivoizan' ny fiarakodia. [2.356] |
Morphology |
|
Updated on 2025/07/29 |
![]() |