Entry mifanandro (anandro)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [Rajemisa 1985]
English translation   to take in turn, to be reciprocal, to alternate. [Richardson 1885]
Morphology  
mifanandro
nifanandro
hifanandro
mifanandroa

Updated on 2012/08/01