|
|
|
|

Entry1  mifanakitaky
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Betsileo] mifanenjika: Añareo rakilonga aza dia tea mifanakitaky tela voan-kazo madiña amin'io (Ianareo rankizy aza dia tia mifanenjika ndrao voan-kazo foana amin'io) [1.78]

Updated on 2026/02/04