|
|
|
|

Entry1  mifanaiky
Root  2 aiky
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mifanao fanekena: Nifanaiky ny andaniny sy ny ankilany fa hatsahatra ny ady.
5 Mifanaraka, manapakevitra miaraka: Tsarovy ja nifanaiky tamiko ianao fa hanome vola ariary zato ahy.
6 Enti-milaza olona roa mifanao fanekena fa hivady: Efa nifanaiky teo imason' Andriamanitra sy ny fiangonana ianareo. [1.1]
Explanations in French  7 Comme mifaneky. [1.3#10]
Examples  8  Izy roa ireo no mifanaraka sy mifanaiky. [2.606#]
9  Ny hoe tsy mifanaiky amim-bazaha dia toa fomba ilazàna fa tsy manaiky ny vazaha. [2.366#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02