| Entry | 1 mifampisakambina |
| Root | 2sakambina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4Samy mamihina ny vatan' ny an-daniny avy ka ny sandrin-tanan' ny iray ataony ao an-damosin' ny iray: Variana erỳ Rasoa nijery azy roa vao nampakarina mifampisakambina eny andalambe.
[1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|