|
|
|
|

Entry 1  mifampihinana
Root  2 fihinana
Part of speech  3  active verb
Examples  4  mifampihinana ny rany izy roa. [2.245#45]
5  Ataovy tsipoy mifamelona, fa aza atao vay ratsy mifampihinana. [2.558#26]
Combinations  6 mifampihinana ny manta sy ny masaka

Updated on 2026/02/26