Entry mifampihaino (haino)
Part of speech active verb
French definition  [Abinal 1888 (page 198)]
Examples Miara-miteny daholo izy rehetra, tsy misy mifampihaino rahateo koa moa, mainka moa fa izany hoe hihaino ny teny lazaiko izany! [Andraina: I Vola, page 101]

2017/04/02