Entry | 1 mifampibaby |
Root | 2 baby |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Litera mifampibaby : ts, nts, tr, ntr, dr, ndr, mp, mb, nt, nd, nk, ng, nj [2.442#7] |
Examples |
5 Voasoratra amin' ny sora-boky na sora-tanana io fehezanteny io ary ampiasana mari-piatoana fototra, lohasoratra ary endri-tsoratry ny abidy sy ireo litera mifampibaby.
[2.442]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |