Entry mifampaka (aka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Enti-milaza olona roa, ka ny iray maka ny anankiray hafa, ary ity faharoa maka ilay voalohany [Rajemisa 1985]
Morphology  
mifampaka
nifampaka
hifampaka

Updated on 2013/04/19