| Entry | 1 mifamindra |
| Root | 2 findra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Raha mifamindra, dia tsy mety aho.
[2.508#476]
5 nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356#176] 6 Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/07/29 |
|