| Entry | 1 mifafaña |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 mitarika anaka (trondro) na manatody (trondro): Mifafaña ny foñe amin'ny sakave (mitarik'anaka ny fony amin'ny lohataona) N.B.: Masiaka ny trondro rehefa mifafaña [Tanala]
[1.78] |
| Anagrams | 4 fanamafy, 5 mifafaña, 6 mifanafa |
| Updated on 2025/09/12 |
|