Entry mievotra (evotra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby
¶ Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra
¶ Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy
¶ Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina
¶ Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana [Rajemisa 1985]
 misavoana, mitsambikina [SLP 1986]
French definition bondir [SLP 1986]
Morphology 
mievotra
nievotra
hievotra
mievota
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/02/03