Entry mievina (evina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [Rajemisa 1985]
English definition to sneeze [Hallanger 1973]
French definition éternuer [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Morphology 
mievina
nievina
hievina
mievèna
Examples koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [Callet: Tantara, page 126]
Quotes 

2012/07/31