Entry mielatrelatra (elatrelatra (elatra))
Part of speech active verb
Malagasy definition Enti-milaza olona nibonoka tao anaty lamba ka manakifika io lamba io, misehoseho amin' ny rivotra [Rajemisa 1985]
Morphology 
mielatrelatra
nielatrelatra
hielatrelatra

2013/04/19