Entry miedeka
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Betsileo] maneso: Edekedek'i Mañeva ve ro tsa haha Raibiamongo ahy: Izay fanesoan'i Maneva ve no hahafaka ahy tsy ho Raibiamongo) [Rakotosaona 1972]
Synonyms miedika

2009/09/01