Entry | 1 midridrodridro |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 dridrodridro |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Midilotra, mamoaka feo mampangintsingintsina ny nify na ny sofina: Tokony hasiana menaka ny savilin' io varavarana io fa midridrodridro foana raha mivoha |
Explanations in English |
5 [1.7] to squeak, to squeal |
Explanations in French |
6 [1.8] grincer; crier comme un rat |
Morphology |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |