Entry midredro (dredro)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandokadoka izaitsizy, milelaka, misolelaka: Tsy misy mankaloiloy ohatra irony mpiasa fatra-pidredro irony [Rajemisa 1985]
Morphology 
midredro
nidredro
hidredro
midredroa

2010/05/14