|
|
|
|

Entry1  midredridredry
Root  2 dredridredry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao [1.1]
Explanations in English  5 to groan, to cry out with pain, to creak. [1.2]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2025/09/12