|
|
|
|

Entry (1/2)1  midotse
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3 [Betsileo] mikasika, mampidona: Asa an-dapa ka izay mampidona ny azy amin'ny farany dia samy mody [1.78]

Entry (2/2)4  midotse
Part of speech  5  adjective
Explanations in Malagasy  6 [Betsileo] mifanila: Iñy lalaña midotse amin'ny tranon-dRafaralahy iny no izy [1.78]

Updated on 2026/02/04