Entry midohaka (dohaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mirehareha: Midohaka ery i sakaiza iny fa nanome vola be hamitana ny Sekoly, hono [Rajemisa 1985]
Morphology 
midohaka
nidohaka
hidohaka
midohafa

Entry midohàka (dohàka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mamoaka feo mangoboka sy mitrena [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Morphology 
midohàka
nidohàka
hidohàka

2013/04/19